facebook live
Tous les jours
13 h 30 hae
Votre dose d'amour
quotidienne!

1A_02: Anaka, fantaro lalandava ao am-ponao ny tsy fahafahanao manao na inona na inona, na dia mahavita zava-mahagaga mahafinaritra amin’ny alalanao aza Aho indraindray. Iray ihany no andraisanao anjara amin’izany dia ny fanomezanao Ahy ny « ENY-NAO ». Raha tiako ampiasaina ianao dia noho ny Fitiavako feno loatra ho anao sy ho an’ireo zanako rehetra ety an-tany. Tiako loatra ianao, ary tiako ho totofana soa avy aty amiko ianao.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
Close Menu
×

Cart

Votre dose d'amour quotidienne!

Pendant ce confinement, il est normal de se poser plusieurs questions. Les Choisis de Jésus sont là pour vous accompagner dans cette période, tous les jours, lors de Facebook Live. Joignez-vous à nous pour entendre des prières et des témoignages provenant des livres «Pour le bonheur des Miens, Mes choisis. Jésus.». Ce rassemblement virtuel saura assurément alimenter vos réflexions et vous aidez à trouver réponses à vos questions!
Soyez des nôtres, tous les jours, à 13 h 30 HAE