1A_04: Ry zanako malalako, miaraka aminao lalandava Aho. Tsy manary anao mandrakizay Aho. Sarobidy loatra amiko ianao, koa raisiko an-tanana ny mikasika anao rehetra. Raisiko andraikitra koa ireo asanao rehetra.
Tsy manary anao mandrakizay Aho

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email