1A_06: Anaka, sarobidy ianao ho Ahy. Henoy lalandava Aho. Mitarika ny dianao Aho. Sokafako tsirairay ireo làlana izay tokony ho sokafana. Ary hidìko ireo làlana izay tokony hidìna. Izaho no Mahefa ny zavatra rehetra ary mikarakara na dia ireo madinika indrindra eo amin’ny fiainanao aza.
Sarobidy ianao

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email