1A_23: Anaka, sokafy tsara mandrakariva ny fonao sy mahay mandray ny Teniko. Hampianariko anao ireo izay tokony ho fantatrao mba ho apositôliko ianao. Mila apositôly araka ny Foko Aho izay manaiky ho ampianariko, havaoziko, tarihiko ary tiaviko.
Sokafy tsara mandrakariva ny fonao

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email