1A_24: Anaka, ekenao ve ny ho lasa tahaka an’io fo izay tia tanteraka io, ho tahaka Ahy nitia, tia ary hitia… miaraka amin’ireo fijaliana, ireo hafaliana, ny fiadanam-po sy ny Fitiavana aterak’izany, izay afaka tsy ho omenao fotsiny ihany fa ho azonao koa ? Miandry ny valin-teninao Aho. Tiako ianao.
Ahy nitia, tia ary hitia

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email