1A_25: Anaka, tiako ny hasambatra anao, ny iainanao tsara ao anatinao, kanefa mialohan’izany dia tokony ekenao ny ho tiavina. Te hamihina anao eo an-tsandriko Aho, te hanasitrana ny ferinao Aho, te hisafosafo anao Aho, te hanadio anao Aho raha ilaina. Tiako hatsapa ny Fitiavako ianao.
Tiako ny hasambatra anao

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email