facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Izaho izay loharanon’iza

1A_30: Anaka, ho an’ny voninkazo, na misy rivotra, na misy orana na masoandro, ny zava-dehibe dia ny hifikirany tsara amin’ny tahony ; ianao, io voninkazo io izay miaina fotoam-pifaliana, fotoam-pahoriana, fotoan-tsarotra. Ny zava-dehibe dia ny mba hampiray anao Amiko tsara, Izaho izay loharanon’izay ilainao rehetra mba handraisanao sy hanatanterahanao ny iraka izay nankiniko taminao.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

5 April 2023
1A_30: Anaka, ho an’ny voninkazo, na misy rivotra, na misy orana na masoandro, ny zava-dehibe dia ny hifikirany tsara amin’ny tahony ; ianao, io voninkazo io izay miaina fotoam-pifaliana, fotoam-pahoriana, fotoan-tsarotra. Ny zava-dehibe dia ny mba hampiray anao Amiko tsara, Izaho izay loharanon’izay ilainao rehetra mba handraisanao sy hanatanterahanao ny iraka izay nankiniko taminao.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3