1A_35: Anaka, vonona mandrakariva Aho hiasa ao anatinao sy amin’ny alalanao. Tokony avelanao hiasa Aho; nefa dia tsy maintsy mihena ianao mba hatanteraka an’izany. Raha mifikitra mandrakariva eo Amiko ianao, dia Izaho mandrakariva no handalo ao aminao sy amin’ny alalanao. Io fato-pifandraisana io no ilaiko ho mafy orina tsara miaraka aminao.
Vonona mandrakariva Aho hiasa ao anatinao

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email