facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Dia avereno amiko foana ireo « ENY-NAO »

1A_36: Anaka, ataovy ao an-tsainao mandrakariva ny Fitiavako anao ; izany dia manampy ny fanamafisana ny tadim-pifandraisana izay mampiray antsika. Na ao anatin’ny fifaliana na ao anatin’ny alahelo ianao dia avereno amiko foana ireo « ENY-NAO ». Amin’ny alalan’ireny « Eny » ireny no afahako mampitoetra anao ao anatin’ny fifaliana sy ao anatin’ny fiadanana, na inona na inona mitranga manodidina anao.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

6 August 2022
1A_36: Anaka, ataovy ao an-tsainao mandrakariva ny Fitiavako anao ; izany dia manampy ny fanamafisana ny tadim-pifandraisana izay mampiray antsika. Na ao anatin’ny fifaliana na ao anatin’ny alahelo ianao dia avereno amiko foana ireo « ENY-NAO ». Amin’ny alalan’ireny « Eny » ireny no afahako mampitoetra anao ao anatin’ny fifaliana sy ao anatin’ny fiadanana, na inona na inona mitranga manodidina anao.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3