1A_39: R’ilay Bitikako, te hikikiaka aminao ny Fitiavako Aho. Ekeo fa tiako ianao. Tsy fantatrao ny halehibeazany, ny aavony, ny sakany ary ny alalin’ny Fitiavako. Ny Fitiavako ny tsirairay aminareo Zanako eto an-tany dia tsy manam-petra. Mananaraka azy tsirairay Aho mba hilazako sy mba hatsapany ny Fitiavako.
Te hikikiaka aminao ny Fitiavako Aho

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email