1B_01: R’ilay Bitikako, mila anao aho, mila maka aina ao anatinao Aho ka onina marina ao. Mitoera eo anatrehako mba handraisanao ireo tondram-pitiavana izay atosako ao anatinao, ary miaraka amin’izany koa, atosako ao amin’ireo fianakavianao. Manaikè tiavina. Tiako ianao.
Mila maka aina ao

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email