1B_03: R’ilay Bitikako, mankadiry ny Fitiavako ho anao ka tsy haiko ny handà anao. Na dia mbola tsy mangataka akory ianao dia efa henoko ny fanirian’ny fonao. Ataoko ho toy ny faniriako izany ary dia atolotro ny Raiko, Rainao no sady Raintsika ary Izy dia handray azy tsy ampisalasalàna ao amin’ny Fitiavany.
Mankadiry ny Fitiavako ho anao

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email