facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

No mifehy ny tenanao

1B_09: R’ilay Bitikako, henoy tsara izao : eo am-piovanao ho « Fitiavana », dia ny Fitiavana no mifehy ny tenanao, ary eo no fotoana hanombohanao hanatanteraka ny tena iraka amin’ny maha zanak’Andriamanitra anao. Eo no hahatonga anao ho mpiandry ondry ho an’ireo ondriko marobe…no hahatonganao ho lasa lakandranom-Pitiavana. Izany hoe, mandalo aminao ny Fitiavana mba hikasika ao anatin’ny tontolo tsy hita maso ireo fanahy mitady ho very.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

4 July 2023
1B_09: R’ilay Bitikako, henoy tsara izao : eo am-piovanao ho « Fitiavana », dia ny Fitiavana no mifehy ny tenanao, ary eo no fotoana hanombohanao hanatanteraka ny tena iraka amin’ny maha zanak’Andriamanitra anao. Eo no hahatonga anao ho mpiandry ondry ho an’ireo ondriko marobe…no hahatonganao ho lasa lakandranom-Pitiavana. Izany hoe, mandalo aminao ny Fitiavana mba hikasika ao anatin’ny tontolo tsy hita maso ireo fanahy mitady ho very.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3