1B_12: Anaka, ny Fitiavako ihany no afaka hanadio anao. Fantatro avokoa ireo fahasarotana mianjady aminao, ireo fahantranao, ireofijalianao; omeo Ahy ireo raha vao fantatrao iny, raha vao tsapanao iny. Izany no fepetra fototra mba hahafahako miasa ao anatinao, miasa amin’ny alalanao.
Ihany no afaka hanadio anao

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email