facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Ireo zava-manahirana

1B_16: Anaka, mihazakazaka manatona anao Aho mba hanampy anao. Raisiko eo an-tsandriko ianao ; maneke ianao ny hiala sasatra eo amin’ny Foko. Avereno lazaina amiko ny Fitiavanao ! Ny ilainao alohan’ny zavatra rehetra izao, dia ny hatsapanao fa tiana ianao: Izaho no loharanon’ny Fitiavana. Satria tiako ianao, dia esoriko eo aminao ny vesatr’ireo zava-manahirana anao. Nataonao izay azonao natao, avelao Aho hiasa eo amin’ny hafa. Matokia Ahy ianao.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

23 February 2022
1B_16: Anaka, mihazakazaka manatona anao Aho mba hanampy anao. Raisiko eo an-tsandriko ianao ; maneke ianao ny hiala sasatra eo amin’ny Foko. Avereno lazaina amiko ny Fitiavanao ! Ny ilainao alohan’ny zavatra rehetra izao, dia ny hatsapanao fa tiana ianao: Izaho no loharanon’ny Fitiavana. Satria tiako ianao, dia esoriko eo aminao ny vesatr’ireo zava-manahirana anao. Nataonao izay azonao natao, avelao Aho hiasa eo amin’ny hafa. Matokia Ahy ianao.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3