1B_19: R’ilay Bitikako, mitantana ny dianao tsirairay Ah. Manome tolo-tsaina anao Aho. Miaro anao Aho. Mivavaka tsy tapaka ho anao ny Reniko Masina. Aoka tsy hatahotra ianao, ataovy izay mahabitika anao. Amin’io fotoana io no hatsapanao ny Fiadanana sy ny Fifaliana irinao.
Manome tolo-tsaina anao

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email