facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Mianàra manaiky ho tiaviko

1B_32: Anaka, mianàra matoky Ahy, manaiky ho tiaviko. Izaho, Jesoa, dia tia anao amin’ny maha ianao anao io izao. Vitanao ve ny miteny toy izany koa amin’ny tenanao? Izao ny fanovàna tiako ho tanterahina ao aminao mba ho tsapanao fa tiako ianao, ary ho tia ny tenanao bebekokoa ianao amin’ny maha ianao anao io. Mitobaka Fitiavana ho anao ny Foko.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

26 July 2022
1B_32: Anaka, mianàra matoky Ahy, manaiky ho tiaviko. Izaho, Jesoa, dia tia anao amin’ny maha ianao anao io izao. Vitanao ve ny miteny toy izany koa amin’ny tenanao? Izao ny fanovàna tiako ho tanterahina ao aminao mba ho tsapanao fa tiako ianao, ary ho tia ny tenanao bebekokoa ianao amin’ny maha ianao anao io. Mitobaka Fitiavana ho anao ny Foko.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3