facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Tsy manandanja ny ety ivelany

1B_37: Anaka, aza mitady ireo làlana sarotra ; raiso ny làlan’ny fahatsorana, fa eo no misy Ahy. Mianàra tsy mitsara izay mitranga ety ivelany, satria tsy manandanja ny ety ivelany. Ny Manandanja dia izay mitranga ao anaty. Ao no misy ny tena ady marina ankehitriny, ary amin’io no hanamboarako indray izay noravàn’ny fahavalo, na izay noheveriny fa ràvany.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

27 April 2023
1B_37: Anaka, aza mitady ireo làlana sarotra ; raiso ny làlan’ny fahatsorana, fa eo no misy Ahy. Mianàra tsy mitsara izay mitranga ety ivelany, satria tsy manandanja ny ety ivelany. Ny Manandanja dia izay mitranga ao anaty. Ao no misy ny tena ady marina ankehitriny, ary amin’io no hanamboarako indray izay noravàn’ny fahavalo, na izay noheveriny fa ràvany.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3