facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Tiako loatra ianao

1B_39: Anaka, tiako loatra ianao ! Ekeo ny Fitiavako. Dia avy amin’izay no afahanao mitia ny tenanao amin’ny maha ianao anao io, tsy mila faniriana te hiova ! Ary, farany, dia ho tonga Fitiavana tsy misy fitarainana, tsy misy fimenomenomana ianao, ka ho afaka mitia ireo maratran’ny fiainana izay apetrako eny amin’ny làlanao eny.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

27 May 2023
1B_39: Anaka, tiako loatra ianao ! Ekeo ny Fitiavako. Dia avy amin’izay no afahanao mitia ny tenanao amin’ny maha ianao anao io, tsy mila faniriana te hiova ! Ary, farany, dia ho tonga Fitiavana tsy misy fitarainana, tsy misy fimenomenomana ianao, ka ho afaka mitia ireo maratran’ny fiainana izay apetrako eny amin’ny làlanao eny.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3