facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Dia anontanio Aho

1B_40: Anaka, alohan’ny hangalanao fanapahan-kevitra, dia anontanio Aho. Angataho Aho hanome tolo-tsaina anao dia hataoko izany. Dia avy eo tanteraho araka izay voarainao ao anatin’ny fonao. Manàna fitokisana Amiko ! Ekeo ireo sakana na ireo fahasaròtana, amin’ny fahafantarana fa eo Aho hanampy anao hamaha an’izy ireo. Ataovy izay ataonao ao anatin’ny fahatokisana tanteraka fa miaraka aminao mandrakariva Aho.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

13 July 2022
1B_40: Anaka, alohan’ny hangalanao fanapahan-kevitra, dia anontanio Aho. Angataho Aho hanome tolo-tsaina anao dia hataoko izany. Dia avy eo tanteraho araka izay voarainao ao anatin’ny fonao. Manàna fitokisana Amiko ! Ekeo ireo sakana na ireo fahasaròtana, amin’ny fahafantarana fa eo Aho hanampy anao hamaha an’izy ireo. Ataovy izay ataonao ao anatin’ny fahatokisana tanteraka fa miaraka aminao mandrakariva Aho.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3