facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Lehibe tokoa ny Fitiavan’ny Ray

1C_01: Anaka, Tena lehibe tokoa ny Fitiavan’ny Ray, maniry Izy, raha natokana ho an’ny lanitra ihany io Fitiavany io taloha,  mba hitàran’ny Fitiavany ho ety an-tany koa; efa manomboka izany ho an’ireo izay voafidy, toa anao. Io Fitiavana io dia tena lehibe sy madio ka tsy afaka miara-monina amin’ny ratsy. Io Fitiavana io dia mifidy ny hitoetra ao anatin’ireo fo madio sy mahitsy afaka mandray Azy.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

9 January 2023
1C_01: Anaka, Tena lehibe tokoa ny Fitiavan’ny Ray, maniry Izy, raha natokana ho an’ny lanitra ihany io Fitiavany io taloha,  mba hitàran’ny Fitiavany ho ety an-tany koa; efa manomboka izany ho an’ireo izay voafidy, toa anao. Io Fitiavana io dia tena lehibe sy madio ka tsy afaka miara-monina amin’ny ratsy. Io Fitiavana io dia mifidy ny hitoetra ao anatin’ireo fo madio sy mahitsy afaka mandray Azy.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3