facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Diloilo manafàna ny Foko

1C_02: R’ilay Bitikako, averimbereno tenenina Amiko mandritry ny tontolo andro anio ny fitiavanao Ahy. Diloilo manafàna ny Foko izany, ny Foko izay mijaly, mahita ireo izay notiaviko, mandà ny Fitiavako ary manentsina ny sofiny amin’ireo Antsoantsoko tsy tapaka ! Misaora ny Ray izay manaiky hanome Fitiavana be ho an’ireo Zanany ety an-tany !

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

21 July 2022
1C_02: R’ilay Bitikako, averimbereno tenenina Amiko mandritry ny tontolo andro anio ny fitiavanao Ahy. Diloilo manafàna ny Foko izany, ny Foko izay mijaly, mahita ireo izay notiaviko, mandà ny Fitiavako ary manentsina ny sofiny amin’ireo Antsoantsoko tsy tapaka ! Misaora ny Ray izay manaiky hanome Fitiavana be ho an’ireo Zanany ety an-tany !
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3