facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Te hiresaka aminao amim-pahatsorana Aho

1C_03: Anaka, avia mifitsaka eto an-tsandriko. Manaike tiavina! Izany no tsara indrindra ho anao amin’izao fotoana izao. Te hiresaka aminao amim-pahatsorana Aho. Avia ! avia ! manaike tiavina ! avia ! Efa mandroso ny fotoana hamelako anao ho diovina amin’ny Afon’ny Fitiavako, fa raha tsy izany dia ho diovina amin’ny alalan’ireo fahoriana ianao.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

17 February 2023
1C_03: Anaka, avia mifitsaka eto an-tsandriko. Manaike tiavina! Izany no tsara indrindra ho anao amin’izao fotoana izao. Te hiresaka aminao amim-pahatsorana Aho. Avia ! avia ! manaike tiavina ! avia ! Efa mandroso ny fotoana hamelako anao ho diovina amin’ny Afon’ny Fitiavako, fa raha tsy izany dia ho diovina amin’ny alalan’ireo fahoriana ianao.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3