facebook live
Tous les jours
à 12 : 30 HAE.
sauf les vendredis
et samedis
Votre dose d'amour
quotidienne!

Avia hihaona amiko ao anatinao

1C_07: Anaka, avia hihaona amiko ao anatinao. Amin’ireny fihaonana ireny, dia tonga manovo amin’ny Fitiavako ianao izay mitondra Fiadanana sy Fifaliana ho anao : izany no tena fiarovana marina. Ny Fiadanana izay irinao ao aminao, dia tsy ho hitanao raha tsy ao anatin’ny tenanao, fa tsy ho eo ivelan’ny tenanao mandrakizay : Izany no làlana malalaka hampidirako anao amin’izao fotoana izao, miaraka amin’ny fanaikenao.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

15 March 2022
1C_07: Anaka, avia hihaona amiko ao anatinao. Amin’ireny fihaonana ireny, dia tonga manovo amin’ny Fitiavako ianao izay mitondra Fiadanana sy Fifaliana ho anao : izany no tena fiarovana marina. Ny Fiadanana izay irinao ao aminao, dia tsy ho hitanao raha tsy ao anatin’ny tenanao, fa tsy ho eo ivelan’ny tenanao mandrakizay : Izany no làlana malalaka hampidirako anao amin’izao fotoana izao, miaraka amin’ny fanaikenao.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3