facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Tohizo ny firosoanao manatona Ahy

1C_14: R’ilay Bitikako, aoka ianao tsy hatahotra ; tohizo ny firosoanao manatona Ahy, avelao ho tantanako ianao. Izaho no Mpampianatra anao. Tariako ianao hatramin’ireo antsipirian’ny fiainanao. Tohizo ny manome Ahy ny fanaikenao. Tiako ny mahita anao manaiky sy mandray izay tiako omena anao. Amin’izay ianao lasa « Fitiavana ».

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

7 July 2022
1C_14: R’ilay Bitikako, aoka ianao tsy hatahotra ; tohizo ny firosoanao manatona Ahy, avelao ho tantanako ianao. Izaho no Mpampianatra anao. Tariako ianao hatramin’ireo antsipirian’ny fiainanao. Tohizo ny manome Ahy ny fanaikenao. Tiako ny mahita anao manaiky sy mandray izay tiako omena anao. Amin’izay ianao lasa « Fitiavana ».
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3