1C_18: R’ilay Bitikako, midira lalindalina ao anatin’ny Fitiavako, satria eo foana Aho, miandry anao, ny sandriko misokatra tsara mba handray anao, hamihina ny fonao mitohaka eo amin’ny Foko mba hanahafan’ny fonao ny Foko, mirehi-pitiavana. Tiako ianao.
Mirehi-pitiavana

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email