facebook live
Tous les jours
à 12 : 30 HNE. Sauf les
vendredis et samedis
Votre dose d'amour
quotidienne!

Izay manapaka ireo fatorana

1C_19: R’ilay Bitikako, ny « Eny » voalohany izay tokony homenao, dia ny hanekenao fa tia anao Andriamanitra. Ny « Eny » faharoa dia ny hitiavanao ny tenanao tahaka izao naharian’Andriamanitra anao toy izao. Ary ny tohiny izany dia ireo « Eny » izay manapaka ireo fatorana nataon’ny fahavalo, mba hidirana bebekokoa ao anatin’ny Fon’Andriamanitra. Ny làlan’ny Fitiavana dia tsotra sady mora ho an’izay miroso feno sy tanteraka amin’izany.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

25 July 2021
1C_19: R’ilay Bitikako, ny « Eny » voalohany izay tokony homenao, dia ny hanekenao fa tia anao Andriamanitra. Ny « Eny » faharoa dia ny hitiavanao ny tenanao tahaka izao naharian’Andriamanitra anao toy izao. Ary ny tohiny izany dia ireo « Eny » izay manapaka ireo fatorana nataon’ny fahavalo, mba hidirana bebekokoa ao anatin’ny Fon’Andriamanitra. Ny làlan’ny Fitiavana dia tsotra sady mora ho an’izay miroso feno sy tanteraka amin’izany.

Votre dose d'amour quotidienne!

Pendant ce confinement, il est normal de se poser plusieurs questions. Les Choisis de Jésus sont là pour vous accompagner dans cette période, tous les jours, lors de Facebook Live. Joignez-vous à nous pour entendre des prières et des témoignages provenant des livres «Pour le bonheur des Miens, Mes choisis. Jésus.». Ce rassemblement virtuel saura assurément alimenter vos réflexions et vous aidez à trouver réponses à vos questions!
Soyez des nôtres, tous les jours à 12 h 30 HNE. Sauf les vendredis et les samedis.

logo fcdj