facebook live
Tous les jours
à 12 : 30 HAE.
sauf les vendredis
et samedis
Votre dose d'amour
quotidienne!

Angataho Aho ho tonga

1C_21: Anaka, angataho Aho ho tonga hanapaka ireo fatorana mampifikitra anao amin’izao tontolo izao sy amin’ireo zavatra rehetra ara-materialy. Tiako ho olona afaka tanteraka ianao ; hiaina ny maha olona afaka marina amin’ny maha zanak’Andriamanitra, izay fanirian’ny Ray tamin’ny fotoanan’ny fahariana. Mba ho lasa Fitiavana, dia tokony hiverina ahazo ny fahafahana tany ampiandohana ianao, ilay fahafahana lehibe ilain’ny rehetra. Tiako ianao ary iriko ho Ahy tanteraka.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

21 December 2021
1C_21: Anaka, angataho Aho ho tonga hanapaka ireo fatorana mampifikitra anao amin’izao tontolo izao sy amin’ireo zavatra rehetra ara-materialy. Tiako ho olona afaka tanteraka ianao ; hiaina ny maha olona afaka marina amin’ny maha zanak’Andriamanitra, izay fanirian’ny Ray tamin’ny fotoanan’ny fahariana. Mba ho lasa Fitiavana, dia tokony hiverina ahazo ny fahafahana tany ampiandohana ianao, ilay fahafahana lehibe ilain’ny rehetra. Tiako ianao ary iriko ho Ahy tanteraka.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3