1C_25: Anaka, avia maka aina eto amin’ny Foko, atolory Ahy ny enta-mavesatrao dia hohitanao fa maivana ny Jiogako ! Raha avelanao dia tapahiko ireo fatorana, tsirairay, mba hatonga anao afaka tanteraka ! Ny tena fahafahana marina dia mitoetra ao anatin’ny fonao. Ny fonao dia tiako ho afaka, satria tiako ho Ahy irery tanteraka.
Avia maka aina eto amin’ny Foko

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email