facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Aza matahotra

1C_29: Anaka, aza matahotra, nahita sitraka teo imasoko ianao, ary miaraka aminao Aho. Tazony hitodika aty Amiko ny fonao, dia hahita Fiadanana, Fifaliana, sy Fitiavana ianao, na inona na inona hitranga eo amin’ny manodidina anao. Aza adino fa ny zava-dehibe dia ny fifandraisana izay hanananao Amiko, fa tsy ireo fihetsika na ireo fitondra-tena na ny toetran’ny sasany.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

8 June 2022
1C_29: Anaka, aza matahotra, nahita sitraka teo imasoko ianao, ary miaraka aminao Aho. Tazony hitodika aty Amiko ny fonao, dia hahita Fiadanana, Fifaliana, sy Fitiavana ianao, na inona na inona hitranga eo amin’ny manodidina anao. Aza adino fa ny zava-dehibe dia ny fifandraisana izay hanananao Amiko, fa tsy ireo fihetsika na ireo fitondra-tena na ny toetran’ny sasany.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3