facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Omeko finoana miha lehibe

1C_31: Anaka, henoy mandrakariva Aho ! Ataovy ao an-tsainao foana ny Fitiavako anao ! Tohizo ny fibanjinanao Ahy ! Ekeo ny Fitiavana Anao ! Aoka ho bitika mandrakariva ianao ! Ao anatin’ny fahakelezanao no miafina ny Fitsaharako sy ny Fitiavako. Omeko finoana miha lehibe hatrany ianao. Raiso ny finoana, tsy noho ny fahamendrehanao fa noho ny Fahasoavako sy ny Fitiavako. Omeko anao ny Fiadanako.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

27 June 2023
1C_31: Anaka, henoy mandrakariva Aho ! Ataovy ao an-tsainao foana ny Fitiavako anao ! Tohizo ny fibanjinanao Ahy ! Ekeo ny Fitiavana Anao ! Aoka ho bitika mandrakariva ianao ! Ao anatin’ny fahakelezanao no miafina ny Fitsaharako sy ny Fitiavako. Omeko finoana miha lehibe hatrany ianao. Raiso ny finoana, tsy noho ny fahamendrehanao fa noho ny Fahasoavako sy ny Fitiavako. Omeko anao ny Fiadanako.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3