facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Zavatra iray ihany no tena manandanja

1C_32: Anaka, mbola tsy takatrao tsara ihany fa zavatra iray ihany no tena manandanja : dia ny fifandraisam-pitiavana amintsika izay tokony hitombo ka ho lasa tsapanao mihintsy, na dia ao anatin’ireo toe-javatra mikorontana ivelany aza. Avereno omena Ahy tsikelikely, izay rehetra mitranga aminao, ireo izay tediavinao ho raisina an-tànana, mba ho afaka hitodika amin-kalalahana aty Amiko Tomponao mandrakariva ny fonao,

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

12 February 2022
1C_32: Anaka, mbola tsy takatrao tsara ihany fa zavatra iray ihany no tena manandanja : dia ny fifandraisam-pitiavana amintsika izay tokony hitombo ka ho lasa tsapanao mihintsy, na dia ao anatin’ireo toe-javatra mikorontana ivelany aza. Avereno omena Ahy tsikelikely, izay rehetra mitranga aminao, ireo izay tediavinao ho raisina an-tànana, mba ho afaka hitodika amin-kalalahana aty Amiko Tomponao mandrakariva ny fonao,
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3