facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Midira ao anatinao

1C_36: R’ilay Bitikako, midira ao anatinao ; ao no misy Ahy. Omeo Ahy ireo adin-tsainao sy ny ahiahinao. Rehefa omenao adin-tsaina Aho, dia lasa Ahy izy ary araraotiko izany hanafahako anao amin’ireo fatoranao hafa. Vokatr’izany dia iaina fahafahana anaty ianao. Io fahafahana anaty io no afahanao mifandray Amiko, dia afahanao mahita ny halehiben’ny Fitiavako anao ary afahanao ho tonga Fitiavana.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

12 March 2022
1C_36: R’ilay Bitikako, midira ao anatinao ; ao no misy Ahy. Omeo Ahy ireo adin-tsainao sy ny ahiahinao. Rehefa omenao adin-tsaina Aho, dia lasa Ahy izy ary araraotiko izany hanafahako anao amin’ireo fatoranao hafa. Vokatr’izany dia iaina fahafahana anaty ianao. Io fahafahana anaty io no afahanao mifandray Amiko, dia afahanao mahita ny halehiben’ny Fitiavako anao ary afahanao ho tonga Fitiavana.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3