1C_40: Anaka, avia mifitsaka eto an-tratrako mba hahita Fiadanana sy Fifaliana, Fitoniana sy Fahasambarana. Rehefa lavitra Ahy ny eritreritrao, dia manomboka misy adin-tsaina ianao ary indraindray tahotra. Kanefa, ny Fitiavako dia mitobaka ho anao, ary tiako ho sambatra tanteraka ianao. Tsy ho tonga aminao izany raha tsy eo anatrehahako ianao, raha tsy mitodika aty Amiko ny fijerinao, ary ho tonga mihaona Amiko ao anatinao.
Ny Fitiavako dia mitobaka ho anao

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email