1D_01: Anaka, rehefa manao ny tenanao ho kely ianao, dia raisiko ireo adin-tsainao, ireo hafalianao sy ny alahelonao ka atolotro ny Ray, ary Izy, ao anatin’ny Famindram-pony lehibe sy ny Fitiavany, mametraka ny rantsa-tànany, Izy Mpahary mba hanapaka ireo fatotra manakana anao tsy ho olona afaka.
Dia raisiko ireo adin-tsainao

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email