1D_05: Anaka, mba tiako ny mijery anao bitika, ary manome Ahy ireo adin-tsainao raha vao mitranga aminao. Avy hatrany dia alaiko ho Ahy ireny, ary ianao, jereo tsara manao ahoana ny ampanjavonako azy mba hitodian’ny fonao tanteraka aty Amiko.
Mba tiako ny mijery anao bitika

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email