facebook live
Tous les jours
à 12 : 30 HAE.
sauf les vendredis
et samedis
Votre dose d'amour
quotidienne!

Ny Fitiavana izay omen’Andriamanitra anao

1D_10: Anaka, ny Fitiavana izay omen’Andriamanitra anao, dia tsy ho hitanao raha tsy manaiky ho tiavina ianao. Ny Famindram-po lehiben’Andriamanitra, tsy ho hitanao raha tsy manaiky hamindràna fo tanteraka ianao na dia ny faran’izay madinika indrindra amin’ireo tsy fahalavorarianao aza. Raiso ny Fitiavako sy ny Famindram-poko ! Tiako ianao

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

28 May 2021
1D_10: Anaka, ny Fitiavana izay omen’Andriamanitra anao, dia tsy ho hitanao raha tsy manaiky ho tiavina ianao. Ny Famindram-po lehiben’Andriamanitra, tsy ho hitanao raha tsy manaiky hamindràna fo tanteraka ianao na dia ny faran’izay madinika indrindra amin’ireo tsy fahalavorarianao aza. Raiso ny Fitiavako sy ny Famindram-poko ! Tiako ianao
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3