1D_16: Anaka, manaike ho tiavina. Aza matahotra na inona na inona satria nahita sitraka teo imasoko ianao. Raisiko an-tànana ireo asanao sy ireo adin-tsainao. Raisoko ho Ahy ireo satria efa natolotrao avokoa aty Amiko… Aza adino mandrakizay fa Izaho Ilay Andriamanitra tsy toha.
Izaho Ilay Andriamanitra tsy toha.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email