facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Angataho Amiko ny fanetre-tena

1D_40: Anaka, angataho Amiko ny fanetre-tena sy ny fanaikena tanteraka mba hiasa mandrakariva ao anatin’ny Finoana. Tsy misy tokony hatahoranao, satria ny Fitiavana no mikarakara anao mba ho tonga « Fitiavana » ianao… Mangataha mandrakariva amin’ny Ray izay ilaivany anao ao anatin’ireo tranga tsirairay izay hitanao eny amin’ny làlanao.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

14 September 2022
1D_40: Anaka, angataho Amiko ny fanetre-tena sy ny fanaikena tanteraka mba hiasa mandrakariva ao anatin’ny Finoana. Tsy misy tokony hatahoranao, satria ny Fitiavana no mikarakara anao mba ho tonga « Fitiavana » ianao… Mangataha mandrakariva amin’ny Ray izay ilaivany anao ao anatin’ireo tranga tsirairay izay hitanao eny amin’ny làlanao.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3