1E_13: Anaka, misokatra handray Ahy ny fonao, ary Izaho, miondrika manatona anao tahaka ny reny miondrika eo amin’ny fandrian-janany kely, ka hamalifaly azy. Mba tiako ianao !
Misokatra handray Ahy ny fonao

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email