1E_17: Anaka, aza matahotra. Ny Fitiavana dia matanjaka lavitra kokoa noho ireo fahasarotana sy ireo fahoriana izay mitranga aminao eny an-dàlana eny, ary tena mahery lavitra noho ireo izay mihevitra azy ho matanjaka. Avelao fehezin’ny Fitiavana ianao, ekeo fa ny Fitiavana dia tia anao ary dia ho vavolombelon’ny herin’ny Fitiavana hatrany ianao.
Fitiavana dia matanjaka lavitra kokoa noho ireo fahasarotana

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email