facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Tsy ho avelako mandrakizay

1E_18: Anaka, henoy mandrakariva Aho. Tsy ho avelako mandrakizay ireo izay mametraka ny fitokisany Amiko, tsy hiorohoro ny fanahiny ; satria tena eo Aho ary eo ampelan-tànako tsara ny mombanao. Izaho no Andriamanitrao ary tsy hanan-javamahory ianao. Manomana fo maro izay handray anao Aho ankehitriny. Tiako be ianao.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

7 March 2022
1E_18: Anaka, henoy mandrakariva Aho. Tsy ho avelako mandrakizay ireo izay mametraka ny fitokisany Amiko, tsy hiorohoro ny fanahiny ; satria tena eo Aho ary eo ampelan-tànako tsara ny mombanao. Izaho no Andriamanitrao ary tsy hanan-javamahory ianao. Manomana fo maro izay handray anao Aho ankehitriny. Tiako be ianao.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3