1E_19: Anaka, mandrosoa, ary isaky ny handroso ianao dia hidaraboka tsirairay avokoa ireo sakana rehetra. Aza mihorohoro. Mianàra mametraka ny fitokisanao Amiko, miaraka aminao foana Aho… Iriko ho Ahy tanteraka ianao, tohizo ny mihaino mandrakariva Ahy. Tantanako ianao ary tena tiako.
Anaka, mandrosoa

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email