1E_23: Anaka, na aiza na aiza misy anao, na inona na inona ataonao, dia miaraka aminao mandrakariva Aho. Ka tsy tokony ho hisy atahoranao. Rakofako ny Akanjoko ianao mba hiaro anao amin’ireo herin’ny fahavalo satana ary rakofako miaraka ihany koa ireo tianao sy ireo izay nankinina taminao. Tiako ianao
Rakofako ny Akanjoko ianao mba hiaro

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email