1E_24: Anaka, ny Fitiavako anao dia mihoatra lavitra noho ireo tsy fahalavorarianao, ireo tsy famendrehanao sy ireo fahadisoanao. Aza matahotra manatona sy miantsampy ety an-tsandriko, na manao ahoana na ahoana ny momba anao, ny hadisoana izay vitanao. Tsy misy fetrany ny famindram-pon’ny Ray.
Ny Fitiavako anao dia

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email