facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Ny Fony dia Afom-pitiavana

1E_34: Anaka, na dia miezaka ny hampiasa malalaka ny eritreritrao aza ianao dia tsy ho takatrao na dia ny kely indrindra amin’ny Fitiavan’ Andriamanitra Raintsika. Ny Fony dia Afom-pitiavana, Afo tsy miova, izay mihavao tsy tapaka ary tsy mety maty. Isaky ny miteny « Eny » ianao manaiky ho tiavina, dia tonga mitoetra ao aminao ny Fitiavana.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

5 September 2022
1E_34: Anaka, na dia miezaka ny hampiasa malalaka ny eritreritrao aza ianao dia tsy ho takatrao na dia ny kely indrindra amin’ny Fitiavan’ Andriamanitra Raintsika. Ny Fony dia Afom-pitiavana, Afo tsy miova, izay mihavao tsy tapaka ary tsy mety maty. Isaky ny miteny « Eny » ianao manaiky ho tiavina, dia tonga mitoetra ao aminao ny Fitiavana.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3