1E_39: Anaka, isaky ny maka fotoana mba handraisana ny Fitiavana ianao sy mba hanaikenao ho tiaviko, dia hisokatra bebekokoa amin’ny Fitiavako ianao. Izany no tena fianarana marina ny Fitiavana : Ianao miaraka amiko ary Izaho miaraka aminao ; ianao ato Amiko ary Izaho ao aminao.
Ianao miaraka amiko ary Izaho miaraka aminao

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email