1F_03: Anaka, eny, Andriamanitrao Aho ary mikarakara hatramin’ny antsipiriany, na dia ireo tsy manadanja loatra aza, satria tiako ianao, satria mila firaisana tanteraka amin’ny fonao Aho, satria nomenao Ahy ny « Eny-nao ».
Andriamanitrao Aho

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email