1F_05: Anaka, omeo Ahy ny enta-mavesatrao, ho hitanao fa maivana ny jiogago. Raha mba fantatrao ny Fitiavako anao, dia ho tianao tahaka ny naharian’ny Ray anao ianao. Manandanja ianao eo imasoko… Te hiresaka amin’ny fonao Aho. Mihainoa Ahy mandrakariva. Mila anao Aho.
Omeo Ahy ny enta-mavesatrao

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email