1F_13: Anaka, reko ny vavakao ary manomana ny fonao Aho amin’izay ho fiainanao amin’ny andro ho avy. Nofinidiko ianao. Tiako ny fanaikenao sy ny fanirianao tsy hanao afa tsy ny Sitrapoko. Tiako be ianao.
Manomana ny fonao

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email